Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Ireo fitambarana valan-javaboharim-pirenena
 Ankapobeny
 Valan-javaboharin'i Masoala
Ny morontsiraka andrefana
Andranoanala
 Nosy Mangabe
 Ny vala an-dranomasina
 Maroantsetra sy ny manodidina azy

Ankapobeny

Soridrefitany : vohontany izay fitambaran'ny vato kritsalinina izay manana fototra granitika

Haavo : 0 m ka hatramin'ny 1311 m

Zava-maniry : ala trôpikaly mando lava, iva sy antonony ny haavony. Ny alan'i Masoala dia azo heverina fa anisan'ireo ala maro karazana. Ao amin'io saikanosy io arak'izany no ahitana ny fitambaran'ny ala voasokajy ho iva latsaky ny 400 m haavo tavela eto Madagasikara

Velaran'ny valan-javaboharim-pirenena : 23.580 ha ho an'ny valan-javaboharim-pirenena an-tanety, 10.000 ha ho an'ny valan-dranomasina ary 520 ha kosa ho an'i Nosy Mangabe

Manodidina : 520 km

Velaran'ny faritra azo iasana :
520.000 ha

 

 

Toetr'andro : trôpikaly, mafana sy mando lava, toetry ny faritra atsinanan'i Madagasikara.

Fandrefy rotsak'orana : 3000 ka hatramin'ny 4000 mm eo ny antonony isan-taona. Ny faritr'i Masoala no toerana mando lava indrindra eto Madagasikara. Ny volana septambra, oktobra ary novambra no tsy dia be orana indrindra

Hafanana antonony : 23.9 C.

 

 




 

Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP