|
Ireo fanisana vaovao dia maneho
fa ambony ny fifasamihafana eo amin'ny karazana
masajy ao Masoala. 164 karazana no efa
hita tao, ary izy ireo no mahatonga ny harandriaka
mampitolagaga amin'ireo biby an-dranomasina :
- 4 ireo karazana biby mampinono,
dia ny trozona ahitana karazana roa (baleine à
bosse sy ny baleine franche australe) ary 2 karazana
amin'ireo fesotra no hita tao Masoala.
- 4 karazana soka-dranomasina
- 27 karazana
janga
- 300 karazana trondro
- " dugong "
- ny " raies
" sy ny atsantsa " requins recitales "
| |
|
|
|
|
|
|
Fesotra
|
Soka-dranomasina
|
karazana masajy
|
|