Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Vonona ny hanampy anao !
 Ireo fanampiana isan-karazany
 Hotely ao Maroantsetra
 Hotely ao Antalaha
 Hotely ao Masoala
 Mpanoro lalana
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny mpizahantany
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny matihanina
 Saran'ny fandehanana sambo
 Ireo lalana
 Homany ny dianao

Vonona ny hanampy anao !

Ity tapany ity dia manambatra ireo zavatra ilaina rehetra momba ny fizahan-tany any amin'ny faritr'i Masoala. Ho hitanao ao amin'ireo pejy ireo ny vidy sy ny ambangovangon'ireo vokatra azo atolotra ao Masoala. Tsara ihany anefa ny manamarika fa ireo zavatra homena anao ireo dia mety hiova araka ny fotoana, ilaina noho izany ny manantona na miantso ireo sampan-draharaha mahakasika izany ho an'ireo mila fanampiny bebe kokoa sy ho an'ny famandrihana toerana.

 

Ho hitanao ny lisitr'ireo fifandraisana ilaina fa ihany koa ireo fehezan-kevitra momba ny fihavinianana ao Masoala sy eto Madagasikara ao amin'ny homano ny dianao.

 


Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP