|
Ny fitambarana valan-javaboharin'i Masoala
(CAP Masoala) dia ny fivondronan'ny :
Valan-javaboharim-pirenena
iray izay ahitana faritra mitokana manamorona
ny sisin'ny riaka ao Andranoanala akaikin'ny
tendrony atsinanana, ao Andranomainty akaikin'Anaovadrano
ary ao Beankora akaikin'ny tendron'i Masoala,
faritra telo ho an'ny valan-dranomasina,
ao Tampolo, tendron'i Masoala ary ao Tanjona,
ary Nosy
Mangabe, izay faritr'ala manokana.
|