Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Ireo mampiavaka an'i Masoala
 Biby an-dranomasina
 Trozona
 Biby an-tanety
 Gidro
 Vorona
 Biby mandady
 Sahona
 Biby kely manidina
 Voninkazo

Ireo mampiavaka an'i Masoala

1-Ny aye-aye.
Nosy Mangabe no toerana tsara indrindra handinihina ireto karazam-biby hafahafa ireto anaty ala.
2-Ny trozona.
An-jatony ireo trozona mitsidika ny helodranon'Antongila mba hanome zanaka mandritry ny volana jona, jolay ary aogositra.
3- Ny zava-maniry mpihinana bibikely ao Masoala.
Ity karazana zava-maniry tsy fahita firy ity ihany no zava-maniry mpihinana bibikely eto Madagasikara.
4- Ny firasabe sy ny vorondolo mena.
Masoala no fieren'ireo karazam-biby tsy fahita firy ireo.
5- Ny zarina ao Masoala.
Ny saikanosin'i Masoala dia fantatra amin'ny fananany karazany maro amin'ireo zarina.
6- Ny varikandana.
Anisan'ireo gidro mahafinaritra sy tsara tarehy, ny varikandana dia tsy hita raha tsy ao Masoala.
7- Ny harandriaka.
Anisan'ireo tsara indrindra ato amin'ny ranomasim-be Indiana

 


Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP