Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Inona no atao any Masoala
 Hetsika dia tongotra
 Hetsika an-dranomasina
 Fijerena ireo trozona
 Fitsangatsanganana an-dakana
 Lavanila
 Ireo zotra aleha

Fitsangatsanganana amin'ny renirano

Ny fitsangatsanganana ambony lakana vita amin'ny hazo,izay mitondra manaraka ny renirano,dia anisan'ireo fialamboly homena ireo mpizahatany. Toy izany koa ny fandehanana amin'ny "kayak" na "canoë". Ireo no afaka atao raha ohatra ka tsy afaka mivoaka an-dranomasina noho ny andro ratsy. Ohatra amin'izany ny fandehanana mankany Navàna avy ao Maroantsetra (adin'ny 4 dia an-tongotra), ny 5 km voalohany dia azo aleha amin'ny lakana manaraka ireo lakandrano, ahitanao ireo vondrona ganagana fiompy ary koa ny fangalàna tsirony izany fitsangatsanganana ambony lakana izany. Mety hahita vintsy ihany koa ianao eny ambony hazo manamorona ny lakandrano.

Afaka misafidy ny haben'ny lakana ianao arak'izay mahafa-po sy ny fiarovanao ny ainao. Ny tsara indrindra anefa dia ny fakànao mpanoro lalana sady afaka ampiasainao izy hamadika teny.

 


Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP