Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Vonona ny hanampy anao !
 Ireo fanampiana isan-karazany
 Hotely ao Maroantsetra
 Hotely ao Antalaha
 Hotely ao Masoala
 Mpanoro lalana
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny mpizahantany
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny matihanina
 Saran'ny fandehanana sambo
 Ireo lalana
 Homany ny dianao

Ireo hôtely ao Maroantsetra : ( 1€=2 500 Ar )

Fipetrahana
Efi-trano na bungalow
Ny hofan'ireo efi-trano
Ny vidin'ny sakafo
Ireo efitra fidiovana
Ny mampiavaka
Fifandraisana
Hôtel Antongil 8 efi-trano ahitana fandriana roa 10 000 Ar 2 500 Ar
hatramin'ny 4 500 Ar
WC sy douche communs," lavabô " ao anatiny Ao amin'ny ivon'ny tanàn-dehibe Mme Salava
tél. 17
Hôtel du Centre 12 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 1 200 Ar
hatramin'ny 2 000 Ar
2 000 Ar
hatramin'ny 4 000 Ar
Douche intérieur, WC communs Ao amin'ny ivon'ny tanàn-dehibe, manakaiky ny tsena Tsimanova Estan
dit Cyrille
tél. 48
Hôtel Chez Claudette 3 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 5 000 Ar 1 000 Ar
hatramin'ny 5 000 Ar
WC communs Amin'ny fivoahana ny tanàn-dehibe somary mihataka Mme Claudette
Motel Coco Beach 10 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 12 000 Ar
hatramin'ny 19 000 Ar
2 500 Ar
hatramin'ny 10 000 Ar
WC sy douche intérieurs, WC communs Amin'ny fivoahana ny tanàn-dehibe somary mihataka Tadahy
tél. 08
Hôtel Ebène 4 bungalows 10 000 Ar 2 400 Ar
hatramin'ny 5 000 Ar
WC sy douche intérieurs Ao amin'ny ivon'ny tanàn-dehibe M. Christian Georges
Hôtel Restaurant
Glacier
3 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 5 000 Ar   WC sy douche intérieurs Ao an- tanàn-dehibe M. Rakotovelo José
Tél. 20
Hôtel Restaurant
La Pagode
7 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 12 000 Ar 3 000 Ar
hatramin'ny 6 000 Ar
WC sy douche intérieurs Amin'ny lalana lehibe ao an-tanàn-dehibe M. Rakotovelo
Jean Louis
Hôtel Restaurant
Maroa Hôtel
6 bungallows misy fandriana iray anolon-droa 12 000 Ar 2 000 Ar
hatramin'ny 6 000 Ar
WC sy douche intérieurs Sakafo sinoa, ao an- tanàn-dehibe M. Fong Lone
Le Relais du Masoala 10 bungalows ahitana fandriana roa 100 000 Ar 2 000 Ar
hatramin'ny 10 000 Ar
WC sy douche intérieure Eny amoron-tsiraka, à1km miala ny tanàn-dehibe Cortez Expédition
tél. 22 632 53
Antananarivo
Hôtel Vatsy 8 bungalows,
4 efi-trano ahitana fandriana roa
6 000 Ar
hatramin'ny 10 000 Ar
2 000 Ar
hatramin'ny 4 000 Ar
Douche intérieure, WC communs Ao an- tanàn-dehibe Mme Zanavola
Vilella Hôtel
(projet annexe
Hôtel du Centre)
20 bungallows misy fandriana iray anolon-droa efa voahomana 10 000 Ar
hatramin'ny 15 000 Ar
2 000 Ar
hatramin'ny 4 000 Ar
WC sy douche intérieurs Eny amoron-tsiraka manatrika ny Nosy Mangabe M. Tsimanova
Estan dit Cyrille
Tél. 48
TOTAL DE LA VILLE : 75 efi-trano ou bungalows

( 1€ = 2 500 Ar )


Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP