|
|
|
Ireo
hôtely ao Masoala : ( 1€=2 500
Ar )
| CAP EST |
|
Fipetrahana
|
Efi-trano na bungalow
|
Ny hofan'ireo efi-trano
|
Ny vidin'ny sakafo
|
Ireo efitra fidiovana
|
Ny mampiavaka
|
Fifandraisana
|
| La Résidence
du Cap |
3 bungalows |
15 000 Ar |
2 000 Ar
hatramin'ny 7 000 Ar |
Ao anatiny |
Eny amoron-tsiraka |
Restaurant Le Corail
Antalaha |
| Hôtel Voyageur |
16 bungalows
|
2 000 Ar
hatramin'ny 3000 Ar |
|
Itambarana |
Ao amin'ny tanànan'i Ambodirafia any atsimon'ny tendrony atsinanana |
|
| FARANKARAINA |
|
Fipetrahana
|
Efi-trano na bungalow
|
Ny hofan'ireo efi-trano
|
Ny vidin'ny sakafo
|
Ireo efitra fidiovana
|
Ny mampiavaka
|
Fifandraisana
|
Parc Tropical
(en projet) |
5 bungallows misy fandriana iray anolon-droa sy bungalow hitambarana |
4 000 Ar
hatramin'ny 15 000 Ar
entrée du parc : 5 000 Ar |
2 000 Ar
hatramin'ny 7 000 Ar |
Itambarana |
Amoron-tsiraka amin'ireo
lalana fanaovana dia an-tongotra lavitr'ezaka |
M. Christian Calvet
3M Loisirs Maroantsetra |
| AMBODIFORAHA |
|
Fipetrahana
|
Efi-trano na bungalow
|
Ny hofan'ireo efi-trano
|
Ny vidin'ny sakafo
|
Ireo efitra fidiovana
|
Ny mampiavaka
|
Fifandraisana
|
| Chez Arol |
6 bungalows |
10 000 Ar |
3 000 Ar
hatramin'ny 9 000 Ar |
Itambarana, ny ao anatiny
dia mbola eo am-pikasana |
Manakaiky ny valan-javaboharin'i
Masoala |
MM. Fournajoux sy Marozafy |
| TAMPOLO |
|
Fipetrahana
|
Efi-trano na bungalow
|
Ny hofan'ireo efi-trano
|
Ny vidin'ny sakafo
|
Ireo efitra fidiovana
|
Ny mampiavaka
|
Fifandraisana
|
| Tampolo lodge |
5 bungallows ahitana efi-trano anankiroa samy misy fandriana iray anolon-droa
toerana hilasiana
|
4 000 Ar
hatramin'ny 16 000 Ar |
2 000 Ar
hatramin'ny 6 000 Ar |
Itambarana |
Manakaiky ny vala an-tanety
sy ny vala an-dranomasina. |
M. Giuseppe La Marca
Explorer Madagascar |
(
1€ = 2 500 Ar )
Misy ihany koa ireo hôtely kely isay ahitana
efi-trano sy bungalows tsotsotra amin'ireto tanàna
manaraka ireto: Mahalevona, Fizono, Ampokafo,
Ambanizana, Masoala, Ampanavoana, Vinanivao, Ambodirafia
(tendrony atsinanana) ary Ambohitralanana. Ny hofan'ireo
efitrano dia eo anelanelan'ny 1000 Ar ka hatramin'ny
5 000 Ar isan-kalina. Mbola nentin-drazana sady hitambarana
ireo trano fidiovana.
Eo anelanelan'ny 600 ka hatramin'ny 1 200 Ar ny vidin'ny
sakafo . Ny sakafo rehetra dia miaraka amin'ny vary
avokoa.
|
|
|