Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Inona no atao any Masoala
 Hetsika dia tongotra
 Hetsika an-dranomasina
 Fijerena ireo trozona
 Fitsangatsanganana an-dakana
 Lavanila
 Ireo zotra aleha

Ireo zotra aleha

Zotra Maroantsetra - Antalaha :
Zotra Maroantsetra - Cap-Est :
Faharetan'ny lalana mandeha sambo :
Maroantsetra - Navana : lakana sy mandeha an-tongotra,
4 ora ny totaliny
Navana - Mahalevona : 2 - 2h30 mandeha an-tongotra (*)
Mahalevona - Fizôno : 2h30 - 3h mandeha an-tongotra (*)
Fizono - Ankovana - Ambatoledama : 3h30 - 4h mandeha an-tongotra
Ambatoledama - Ampokafo : 3 - 4h mandeha an-tongotra (*)
Ampokafo - Antakotako : 4 - 5h mandeha an-tongotra (*)
Antakotako - Marofinaritra : 4h30 - 5h mandeha an-tongotra (*)
Marofinaritra - Antalaha : 4 ora mandeha taxi-brousse

 

Maroantsetra - Ampokafo : jereo Maroantsetra - Antalaha
Ampokafo - Tsararapaka : 4 -5h mandeha an-tongotra
Tsararapaka -
Chute de Bevontsira :
2h30 - 3h30 mandeha an-tongotra
Chute de Bevontsira - Bizôno : 2h30 - 3h30 mandeha an-tongotra
Bizôno - Marivorano : 2h30 - 3h30 mandeha an-tongotra
Marivorano - Antanandavahely : 4h30 - 6h mandeha an-tongotra
Antanandavahely - Ambohitralanana : 4 - 5h mandeha an-tongotra ou 4h
en pirogue
Ambohitralanana -
Cap-Est :
1h30 - 2h mandeha an-tongotra (*)
Ambohitralanana - Antalaha : 3 - 4h mandeha taxi-brousse
Maroantsetra - Ambanizana : adin'ny iray (vedety), 4 ora (botry)
Maroantsetra - Tampolo : 11/4 ora (vedety), 41/2 ora (botry)
Maroantsetra - Antalaviana : 11/2 ora (vedety), 5 ora (botry)
Maroantsetra -
Cap Masoala :
3 ora (vedety), 9 ora (botry)

Mandeha dia an-tongotra lavitra :

Maroantsetra - Antalaha : 3 ka hatramin'ny 4 andro
Maroantsetra - Cap- Est : 3 ka hatramin'ny 7 andro
Mihodidina ny saikanosy : 10 ka hatramin'ny 12 andro

 



Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP