Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Manodidina an'i Masoala
 Makira
 Marojejy
 Mananara
 Antalaha

Ny manodidina an'i Masoala

Ny faritra avaratra atsinanana dia manan-karena sy maro toerana mahafinaritra. Sarotra ny lalana mankany, matetika dia vitsy ireo fiara no tonga, na izany aza anefa dia afaka ny hanome fahafaham-po anao ny Air Madagascar, ka rehefa avy nihanoka tao anain'ny filaminana amin'ireo tontolo maitso ianao dia hifanena amin'ny kotaban'ireo mponin'ny tanàn-dehoben'Antsiranana, Toamasina ary Antananarivo afaka fotoana vitsy monja.

Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP