|
Dyscophus antongili na grenouille
tomate dia tsy hita raha tsy ao amin'ny helodranon'i
Antongila irery ihany.
|
Mantella laevigata dia
hita ao Nosy Mangabe, manakaikikaiky ny "Dendrobates"
ao Amerika avovoany. Ireo karazana ao amin'ireo
toko roa ireo dia misy poizina mahafaty.
|
Mantidactylus betsileanus
dia anisan'ireo sahona tsy hita raha tsy eto Madagasikara.
|