Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Vonona ny hanampy anao !
 Ireo fanampiana isan-karazany
 Hotely ao Maroantsetra
 Hotely ao Antalaha
 Hotely ao Masoala
 Mpanoro lalana
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny mpizahantany
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny matihanina
 Saran'ny fandehanana sambo
 Ireo lalana
 Homany ny dianao

Vidim-pidirana ANGAP ho an'ny mpizahatany

REJISITRY NY VIDIM-PIDIRANA AMIN'IREO VALAN-JAVABOHARIM-PIRENENA

VIDIM-PIDIRANA HO AN'IREO MPITSIDIKA AVY ETO AN-TOERANA

Antoko
Vidim-pidirana
Lehibe teratany malagasy 1 000 Ar/olona / andro
Ankizy teratany malagasy/ Vahiny 200 Ar/olona / andro

VIDIM-PIDIRANA HO AN'IREO MPITSIDIKA OLON-DEHIBE AVY ANY IVELANY (*)

Fe-potoana /
Antoko valan-javaboharim-pirenena
Andro voalohany
Andro faha 2
Andro faha 3
Andro faha 4 sy mihoatra
Valan-javaboharim-pirenena sokajy "A" 25 000 Ar/olona 37 000 Ar/olona 100 000 Ar/olona 50 000 Ar/olona
Valan-javaboharim-pirenena sokajy "B" 10 000 Ar/olona 15 000 Ar/olona 20 000 Ar/olona 25 000 Ar/olona

(*) ny vidim-pidirana ho an'ireo ankizy vahiny dia mitovy amin'ireo ankizy teratany malagasy

VALAN-JAVABOHARIM-PIRENENA SOKAJY "A"

1-Isalo
2-Andasibe-Mantadia
3-Ranomafana
4-Montagne d'Ambre
5-Ankarana
6-Bemaraha

VALAN-JAVABOHARIM-PIRENENA SOKAJY "B"

Ankarafantsika
Andringitra
Masoala/Nosy Mangabe
Marojejy/Anjanaharibe sud
Andohahela
Zombitse-Vohibasia
Ambohitantely
Tsimanampetsotsa
Baie de Baly/Namoroka

Cap Sainte-Marie
Kirindy Mitea
Mananara nord
Zahamena
Manombo
Analamerana
Betampona
Bezaha Mahafaly

Fanamarihana : Ireo valan-javaboharim-pirenena tsy voalaza ao dia sokajiana ao anatin'ny "B".



Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP