Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Vonona ny hanampy anao !
 Ireo fanampiana isan-karazany
 Hotely ao Maroantsetra
 Hotely ao Antalaha
 Hotely ao Masoala
 Mpanoro lalana
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny mpizahantany
 Vidim-pidirana Angap ho an'ny matihanina
 Saran'ny fandehanana sambo
 Ireo lalana
 Homany ny dianao

Vidim-pidirana ANGAP Matihanina

Fangalana horonan-tsary anaty valan-javaboharim-pirenena
Ny fanaovana horonantsary sy fanadihadiana anaty valan-javaboharim-pirenena dia manaraka ireo fitsipika hentitra. Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ao amin'ny Angap infos@masoala.org

Fidim-pidirana ho an'ireo MPIKAROKA
Raha mila fanazavana fanampiny dia alaivo ireo fanovozan-kevitra na jereo ao amin'ny infos@masoala.org

Sokajy
Vidim-pidirana
Mpikaroka vahiny 100 000 Ar /olona/ volana
Mpikaroka teratany malagasy 5 000 Ar /olona/ volana

DEAP HO AN'IREO ANDIANA MPIANATRA VAHINY

Sokajy
Vidim-pidirana
Mpanabe Jereo vidim-pidirana ho an'ireo mpitsidika vahiny
Mpianatra 5 000 Ar /olona/ volana




Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP