Tranon-kala ofisialin'ny valan-javaboaharin'i Masoala.

Ahazoanao ireo vaovao isan-telovolana
Homano ny dianao !
 Ireo valan-javaboharim-pirenena hafa eto Madagasikara
 Zaram-potoana mifamaly
Fitsidihana an-tsary

 Ireo mampiavaka an'i Masoala
 Biby an-dranomasina
 Trozona
 Biby an-tanety
 Gidro
 Vorona
 Biby mandady
 Sahona
 Biby kely manidina
 Voninkazo

Ny zavamaniry

2435 karazana ireo zavamaniry hita tao Masoala, tafiditra ao anain'izany ny zava-maniry mpihinana biby kely (Nepenthes masoalensis), ireo "orchidées" tsy hita raha tsy ao ihany, ireo karazana zarina toy ny Voanioala gerardii, Marojejya darianii, Masoala madagascariensis.

Voninkazon'ny Barringtonia.
Ny fanka-kazon'ny Uapaca
ohatra dia marika famantarana.

Ireo Pandanus dia ihantranoan'ny karazam-biby maro, ny sasany amin'ireo karazana sahona Oriela bernieri ohatra dia mampiasa azy toy ny toerana fanatodizana.


Pejy fanolorana - Tsy azo adika- Adiresy mailaka : info@masoala.org
Tranon-kala vatsian'ny
Tsidiho ireo tranon-kalan'ny Wildlife Conservation Society, sy ny Zoo Zurich ary ny ANGAP